|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manaiky befahatany |
| Singan-teny | 2 manaiky, 3 be, 4 fahatany |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 manaiky izay lazaina aminy, tsy ampiheverana fa an-jamba fotsiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to agree blindly
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 consentir aveuglément
[1.8] |
| Tsipelina hafa | 9 maneky befahatany |
| Tovy hevitra | 10 manaiky ambony ihany, manaiky be |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|